Entry | 1 fisalehorana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahamaikamaikana foana, fiselontselonana amin' ny raharahan' ny hafa: Mahasosotra ahy ny fisalehoranao amin' ny raharahako ka atsaharo masonandro anio |
Root | 4 salehotra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |