|
|
|
|

Entry1  firesahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanaovana teny ifamaliana momba izao sy izao: Ny firesahana matetiko ahitana hevitra
Fifanakalozana hevitra: Tsy nisy firesahana akory dia nanapaka izy
Fanaovana dinidinika: Efitrano firesahana
Fitenenana, filazana: Ny firesahako izany tamin-dRabe no nahasosotra an-dRakoto
Explanations in French  4  [1.3] l’action de causer
Examples  5  [2.4] Sambasamba tamin' izay mba tsy nisy fisavana kahie sy firesahana fianarana.
6  [2.472] Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny.
Root  7  resaka
Proverbs  8  Proverbs containing the word firesahana

Anagrams  9  firesahana, harafesina, hirafesana

Updated on 2025/03/22