Entry | 1 firazanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Foko niaviana: Inona no firazananareo? |
Explanations in English |
4 [1.2] Ancestry, lineage, progeny, pedigree, race, generation, genealogy, clan. 5 [1.7] ancestry, descent |
Explanations in French |
6 [1.54] lignée des aieux 7 [1.8] lignée |
Examples |
8 [2.445#] Ireo karazana firazanana izay ambony aminy no inoany sy ivavahany. 9 [2.895#] Mahatsiaro ny firazanana tsy mitovy sy ny foko samihafa rahateo izy; |
Vocabulary |
10 Relationships: family |
Root | 11 razana |
Compound words |
|
Article |
14 Randzavola: firazanana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |