|
|
|
|

Entry1  firavaka
Root  2  ravaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zavatra atao fihaingoana vita amin' ny vato na metaly sarobidy ary amim-pomba voakaly, toy ny kavina, haba...: Misy efatra karazana ny firavaka fitondran' ny Ntaolo nihaingo: ny vakana, ny kavina, ny firavaka fanao amin' ny volo na drakadraka, ary ireo rojo isan-karazany
Explanations in English  5  [1.7] jewelry
Explanations in French  6  [1.8] bijou
Examples  7  [2.1022#] Tena volamena izany, sa firavaka rombahina?
8  [1.437#] Ny karazan-bakana dia firavaka tian-dry zareo fatratra.
Proverbs  9  Proverbs containing the word firavaka
Article  10  Randzavola: firavaka ao amin' ny Baiboly (=> ravaka)

Updated on 2024/12/11