Entry | 1 firaisan-kina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fifanarahana, fane kena hiaraka amin' ny fanaovan-javatra iray |
Explanations in English |
4 [1.7] unity of purpose |
Explanations in French |
5 [1.8] union d'efforts, solidarité 6 [1.13][firaisankina] solidarité |
Examples |
7 [2.895#78] Tsy atoroko anareo ny firaisankina. 8 [2.558] Ny firaisan-kina no fanalam-pahoriana 9 [1.369] Samy manana izay firaisankina mety ho vitany sy ahitany tombontsoa. 10 [2.996#43.3.9] Fa amin' izany ny firenena homeko molotra madio hiantsoan' izy rehetra ny anaran' ny Tompo sy hanompoany azy amim-piraisan-kina 11 [2.606#116] Ny tolom-piavotana, mbamin'ny fitondran-tena amin' ny maha olom-pirenena sy ny firaisan-kinany no averimberina any an-tsekoly |
Elementary words | 12 firaisana, hina |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word firaisan-kina |
Anagrams | 14 firaisan-kina, siranakanify |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |