|
|
|
|

Entry1  firaisam-pokontany
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany
Explanations in French  4  [1.5] littéralement "union des collectivités"; sous le régime Ratsiraka, arrondissement (correspond aux cantons de l'époque coloniale et du régime Tsiranana)
Examples  5  [4.27] Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”.
Vocabulary  6  Politique
Root  7  iray, foko, tany
Synonyms  8  firaisana

Updated on 2024/12/10