|
|
|
|

Entry1  biby fiompy
Elementary words  2  biby, fiompy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza [1.1]
Explanations in French  5  animaux domestiques [1.13]
Vocabulary  6  Economy: breeding, farming
Synonyms  7  biby manompo

Updated on 2023/07/25