Entry | 1 fiombonana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiarahana manao, fiarahana mamana |
Explanations in English |
4 [1.7] an association, a community |
Explanations in French |
5 [1.8] association, communauté |
Examples |
6 [1.317#] Foana koa ny fiombonana tamin' ny fahoriana. 7 [2.298#] lo vohitra io, ataoko fiombonana no anarany. 8 [2.606#] Avy amin'izany fiombonana izany no isintonana ny finoana fa tsy mahavita tena ny olombelona tsirairay. |
Root | 9 ombona |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word fiombonana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |