|
|
|
|

Entry1  filibana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanaranampo tanteraka, fanaovana ny tiana sy ny danin' ny kibo
Fikarenjena, fitiavana lalao sy fahafinaretana
Root  4  liba

Updated on 2024/12/11