|
|
|
|

Entry1  filelafana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fampandalovana ny lela eo ambony zavatra
Fandokadokafana fatratra tsy mendrika mba hahazoan-taitraka
Firehetana be mamoaka lelafo avo be
Root  4  lelaka

Updated on 2024/12/11