|
|
|
|

Entry1  filaza
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fomba entina milaza
azo lazaina
Explanations in French  4  [1.3#394] ce qui doit être dit, manière de dire, version, récit: Maro ny filaza momba izany tantara izany (Il y a plusieurs versions au sujet de cette histoire)
Examples  5  [2.117] Hatao ahoana no filaza io any an-trano?
6  [2.285] Andriana manitra no filaza ny mpanjaka taloha;
7  [2.245] Jaka no filaza ny fanomezana fentina teto momba ny Robo.
8  [1.4] filazan' olona no nandrenesako izany (J'ai appris cela par la renommée)
Root  9  laza
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word filaza
Quotes  16  Texts mentioning filaza

Anagrams  17  falazy, filaza

Updated on 2025/01/21