Entry | 1 filangalanga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra na olona milangalanga, izany hoe miteronterona amin' ny toerana avo, miringiringy, miavonavona, mianjonanjona |
Root | 4 langalanga |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |