|
|
|
|

Entry1  fikasana
Root  2  kasa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanampoizana, fisainana mialoha, fitetehana: Fikasana an' olombelona, fa ny didy an' Andriamanitra
Zavatra tetehina ho azo na hatao, faniriana mafy: Tsy afa-panadinana izy ka levona ny fikasany
Explanations in English  5  [1.7] an intention, a purpose
Explanations in French  6  [1.3#316, 1.8] la rĂ©solution
7  [1.3#316] le propos
8  [1.8] intention
Examples  9  [2.59#] dia atao indray ny fikasana hanao ny zaza;
10  [2.587#] Teti-dromotra ny fikasana ka tsy nandeha amin' ny nifieverana azy.
11  [2.356#] Ka ity fikasana farany ity no noton-droina ho ny maha-maika voalohany.
Proverbs  12  Proverbs containing the word fikasana

Anagrams  13  fikasana, fisakana, fisanaka

Updated on 2025/01/21