|
|
|
|

Entry1  fikambanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiarahana maro, fitambarana: Ny fikambanana no hery
Antokon' olona vitsivitsy na maro miray noho ny asa, raharaha, hevitra politika, zava-kanto iombonana: Ny fikambanan' ny Mpanoratra sy Poety
Explanations in English  4  [1.7] a society, an organization
Explanations in French  5  [1.3#307] L’action de se réunir, de s’unir, l'union, la jonction, l'ajustement, l’association, compagnie, société, congrégation
6  [1.8, 1.13] association, organisation
7  [1.8] société, congrégation
8  [1.13] groupement
Examples  9  [2.332] Vitsy foana no mpamboly tsy isan' ny fikambanana.
10  [2.69] Efa hitan' ny masonareo koa ny herin' ny fikambanana.
11  [2.445] Mitondra ny anaran' ny fikambanana ihany ny faritra voavoly.
12  [2.503] Lanin' ny sainao izao ny rijan-kevitra ajoron'ny fikambanana iray!
Root  13  kambana
Analogs  14  fianta, fimpima, fimpimi, fisamia, fram, fsm, ftpsa
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word fikambanana

Anagrams  18  fanakambina, fikambanana

Updated on 2025/01/21