|
|
|
|

Entry1  fijejojejoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fampisehoana toetra tsy maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona langa; fahakasikasiana, fahamaivanan-doha
Explanations in English  4  [1.7] wanton or lewd conduct
Explanations in French  5  [1.3#294, 1.8] la dissipation
6  [1.3#294] la légèreté, la luxure
Examples  7  [2.996#56.004.019] ka lany henatra dia navarin' ny filan-dratsiny tamin' ny fijejojejoana amam-pahalotoana rehetra.
Root  8  jejojejo

Updated on 2024/12/11