|
|
|
|

Entry1  fijejojejo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mijejojejo, izany hoe mampiseho toetra tsy dia maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona
Explanations in French  4  [1.3#294] la légèreté
Root  5  jejojejo

Updated on 2024/12/11