Entry | 1 fijejojejo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mijejojejo, izany hoe mampiseho toetra tsy dia maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona |
Explanations in French |
4 [1.3#294] la légèreté |
Root | 5 jejojejo |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |