Entry | 1 fijangajangana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaranam-po amin' ny fitondran-tena ratsy, filibana amin' ny fahalianana ara-nofo, fandehanana amin' ny olona tsy vadin' ny tena: Raran' Andriamanitra amin' ny didy fahenina ny fijangajangana |
Explanations in English |
4 [1.7] adultery, licentiousness |
Explanations in French |
5 [1.3#291, 1.8] luxure 6 [1.8] adultère |
Examples |
7 [2.529#] Rahefa tapa-kevitra ny hiala amin' ny loka sy ny fijangajangana! 8 [2.5] Misy milaza fa hila haka tahaka ny fomban' ny Tanindrana iarahany miaina Ingahy Randriamihaja, raha ny fijangajangana sy ny fisotroan-toaka no heverina |
Root | 9 jangajanga |
Analogs | 10 fandehandehanana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |