Entry | 1 fihontsonana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fihetsehana: Vizaka eo ianao raha hiandry ny fihontsonan' itỳ vato itỳ Fahatairana, fihetseham-po: Tsy nisy fihontsonana kely akory teny amin' ny tarehiny |
Root | 4 hontsona |
Synonyms | 5 fihontsinana |
Anagrams | 6 fihontsonana, hofantsonany, hofantsonina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |