Entry | 1 fihomboana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Firaiketana amin' ny..., fifantsihana amin' ny...: Ny fihomboan' i Kristy teo amin' ny hozofijaliana Fihamafisan' ny aretina: Ny fihomboan' ny aretiny no nitondran' ny havany azy tany amin' ny hopitaly |
Explanations in French |
4 [1.13] aggravation |
Root | 5 hombo |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |