|
|
|
|

Entry1  fihodinana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitsimbadihana eo an-toerana ihany ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany: Ny fihodinan' ny tany no mahatonga ny andro sy ny alina
Fitodihan' ny loha mankany aoriana: Ny fihodinany no tsy nahitany anao
Tsipika afovoany ihodinan' ny zavatra iray, lahintangerina: Misy simba ny fihodinan' itỳ kodiarana itỳ
Explanations in French  4  [1.3#257] La révolution, le tour, l'essieu, l’axe, la direction
5  [1.13] rotation
Examples  6  [2.445#] Izany fihodinana izany no manome herin' aratra.
7  [2.114#] Eo amin' ny fihodinana voalohany dia mandeha amin' ny antsasamanilan' ny isan' ny mpandatsa-bato ny fifidianana.
Root  8  hodina
Compound words 

Anagrams  11  fihodinana, hifanadino, nidofahany, nidohafany

Updated on 2025/01/21