Entry | 1 fihoakoaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Feo ataon' izay mihoakoaka, izany hoe miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa, manezaka mafy miantso olona na mihira: Mankarenin-tsofina ny fihoakoakan' ireto ankizy ireto rehefa mihira |
Vocabulary |
4 Sound |
Root | 5 hoakoaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |