|
|
|
|

Entry1  fihoakoaka
Root  2  hoakoaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Feo ataon' izay mihoakoaka, izany hoe miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa, manezaka mafy miantso olona na mihira: Mankarenin-tsofina ny fihoakoakan' ireto ankizy ireto rehefa mihira [1.1]
Vocabulary  5  Sound

Updated on 2023/01/05