|
|
|
|

Entry1  fihizina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny toerana feno, na ny zavatra tafahitsoka amin' ny toerana iray: Tsy hay lazaina ny fihizin' ny aotobisy amin' ny firavan' ny mpiasa sy ny mpianatra
Root  4  hizina

Updated on 2024/12/11