Entry | 1 fihitso-basy |
Elementary words | 2 fihitsoka, basy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Vy na hazo lavalava kely amin' ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny kosa ampiasaina hanadiovana azy fotsiny [1.1] |
Explanations in English |
5 (fihitsobasy) [Mod. s. from mihitsoka (hitsoka).] A ramrod. See hitsoka, firitsoka, ramirajy. [1.2] |
Explanations in French |
6 Baguette du fusil [1.3#169] |
Vocabulary |
7 Military |
Synonyms | 8 firitso-basy |
Updated on 2024/02/01 |