|
|
|
|

Entry1  fihihirana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiaretana mikiribiby manao zavatra: Noho ny fihihirany no nahazoany voalohany tamin' ny fanadinana
Explanations in French  4  [1.3#246] La ténacité, la constance
Examples  5  [2.996#] Koa nataoko fa ilaina ny nangataka ireo rahalahy hialoha anay ho aty aminareo, mba hampamonona rahateo ny fiantrana nampanantenainareo, sady haha-tena fiantrana azy tokoa, fa tsy fihihirana.
Root  6  hihitra

Anagrams  7  fihihirana, fihirihana, hifihirana

Updated on 2025/01/21