Entry | 1 fihihirana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiaretana mikiribiby manao zavatra: Noho ny fihihirany no nahazoany voalohany tamin' ny fanadinana |
Explanations in French |
4 [1.3#246] La ténacité, la constance |
Examples |
5 [2.996#] Koa nataoko fa ilaina ny nangataka ireo rahalahy hialoha anay ho aty aminareo, mba hampamonona rahateo ny fiantrana nampanantenainareo, sady haha-tena fiantrana azy tokoa, fa tsy fihihirana. |
Root | 6 hihitra |
Anagrams | 7 fihihirana, fihirihana, hifihirana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |