Entry | 1 fihevitra |
Root | 2 hevitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba fahazoana, fandraisana: Manao ahoana no fihevitrao itỳ raharaha iỳ? [1.1] |
Explanations in French |
5 Ce à quoi on pense, ce qu’on examine, manière de penser: Manao ahoana no fihevitrao izany raharaha izany? (Que pensez-vous de cette affaire?) [1.3#243] |
Examples |
6 Efa nanjary manavia aza ny fihevitra sy fiteny izany. [2.296#] 7 Mifototra eo avokoa na ny fihevitra na ny fihetsika na ny fomba rehetra. [2.298#] 8 Lazao izay mahalesoka izany fihevitra izany raha fanambadiana no resahina. [2.314#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |