|
|
|
|

Entry1  fiheverana
Root  2  hevitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fisaintsainana: Ny fiheverana ny fiainana matetika mahatonga ho hendry
5  Fandinihana, fieritreretana: Tsy ampy fiheverana ny ankizy matetika
6  Fanombanana: Fa inona marina no fiheveranao ahy [1.1]
Explanations in French  7  La méditation, la réflexion, la discussion [1.3#243]
Examples  8  Ekenao ve izany fiheverana izany? [2.285#]
9  Mahery noho izany fiheverana izany anefa ny alaheloko azy. [2.472#]
10  Fa inoany kosa fa tena mitondra ny fiheverana vahoaka iray aho. [1.369#]
Vocabulary  11  Philosophy

Updated on 2023/01/09