|
|
|
|

Entry1  fihatsarambelatsihy
Root  2  tsaravelatsihy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny; fanaovana zavatra mba hiheveran' ny olona ny tena ho toy izao sy toy izao
Explanations in French  5  [1.3#754] l'hypocrisie
Examples  6  [2.499#117] Fo tsy misy efitrefitry ny ahiahy, fo tsy mizarazaran' ny fihatsarambelatsihy.
7  [4.27#2012/11/07] fihatsarambelatsihy ara-tsosialy sy ara-politika ny famotsoran-keloka raha mankatoa ny fisian' ny tsy maty manota.
8  [2.944#] Ny tanana saika hatolotra no nahemotro haingana ary ny tenin-kafaliana fihatsarambelatsihy no nateliko tsy hivoaka.
Synonyms  9  tsaravelatsihy

Updated on 2024/12/11