Entry | 1 fihanjahanjana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy fitondrana lamba na akanjo handrakofana ny vatana; fiboridanana, fihanjahana Fitondrana akanjo vitsy foana na manify: Tsy mangatsiaka ve ianao amin' izao fihanjahanjanao izao? |
Root | 4 hanjahanja |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |