|
|
|
|

Entry1  fihanjahanjana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy fitondrana lamba na akanjo handrakofana ny vatana; fiboridanana, fihanjahana
Fitondrana akanjo vitsy foana na manify: Tsy mangatsiaka ve ianao amin' izao fihanjahanjanao izao?
Root  4  hanjahanja

Updated on 2024/12/11