|
|
|
|

Entry1  fihainoana
Root  2  haino
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanongilanan-tsofina mba handre; fanekena (fangatahana)
fitaovana entina mihaino
Fitaovan' ny Dokotera ampiasainy hihainoana ny fitepon' ny fo
Explanations in English  5  [1.2] a stethoscope
auscultation
Explanations in French  6  [1.3] L’action d’écouter
Cornet acoustique, le stéthoscope
7  [1.13] ouïe
écouteur
Examples  8  [2.508] Nisy lonilony tamin-dRafotoana koa noho ny lalàna momba ny fihainoana kabary.
9  [1.369#] Ny fahasarotan' ny mizara ve hita koa any amin' ny fankamamiana sy ny fihainoana ny hafa?
Vocabulary  10  Biology
11  Instrument
12  Health

Anagrams  13  anifihanao, anihifanao, fihainoana, hiafonanay, hiofananay, ifonahanay, nifahoanay, nifaohanay, nifiahanao, nifoahanay, nihafianao, niohafanay

Updated on 2025/01/21