|
|
|
|

Entry1  fifankatiavana
Root  2  tia
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitiavana mifamaly
Explanations in French  5  [1.3#702] l'amour réciproque
Examples  6  [2.296#] Moa tsy fara fahatsaràna sy fara fahasambarana ny fifankatiavana?
7  [2.895#] Latsaka ny ranomasony nitazana itony fifankatiavana feno morona tokoa.
8  [2.293#] Dia nanao nahandro tsara izy hiarahan-komana hampiseho ny fifankatiavana.
9  [1.214] Efa volana maro no niaraha-nitoetra ka tsy fifankazarana ihany no nisy tamin-dry zareo roa trano, fa fifankatiavana mafana koa.
Proverbs  10  Proverbs containing the word fifankatiavana

Updated on 2024/12/11