|
|
|
|

Entry1  fifaneraserana
Root  2  serasera
Part of speech  3  noun
Examples  4  [2.470] Notohizan' I Lidy hatrany ny fifaneraserana tamin' Ingahy Rainimasy.
5  [2.356] Hatramin' izay dia sarotra ny nanasitrana ilay ratra teo amin' ny fifaneraserana.
6  [2.366] Raha izany ary, ny fifaneraseran' ny Malagasy tamin' ny Arabo, tamin' iny faritra atsimo atsinanana iny dia niafara tamin' ny fifangaroana tanteraka, ary very ny mahavahiny ireny Arabo ireny.
Morphology 
7  Simple :
8  Prefixed :

Updated on 2024/12/11