Entry | 1 fifaneraserana |
Root | 2 serasera |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 Notohizan' I Lidy hatrany ny fifaneraserana tamin' Ingahy Rainimasy. [2.470] 5 Hatramin' izay dia sarotra ny nanasitrana ilay ratra teo amin' ny fifaneraserana. [2.356] 6 Raha izany ary, ny fifaneraseran' ny Malagasy tamin' ny Arabo, tamin' iny faritra atsimo atsinanana iny dia niafara tamin' ny fifangaroana tanteraka, ary very ny mahavahiny ireny Arabo ireny. [2.366] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |