|
|
|
|

Entry1  fifamofoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fangatahan' ny zazalahy iray zazavavy amin' ny ray aman-dreniny ho vadiny araka ny fombafomba rehetra fanao amin' izany
Examples  4  [2.5#] Raha nihantsona teo amin' ny fifamofoana fotsiny izy, dia fifamofoana.
5  [2.499#] Ilay zazavavy tsotra koa nankasitraka rahateo, ka dia natao ny fifamofoana.
Root  6  fofo

Updated on 2024/12/11