|
|
|
|

Entry1  fifamofoana
Root  2  fofo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fangatahan' ny zazalahy iray zazavavy amin' ny ray aman-dreniny ho vadiny araka ny fombafomba rehetra fanao amin' izany
Examples  5  [2.5#] Raha nihantsona teo amin' ny fifamofoana fotsiny izy, dia fifamofoana.
6  [2.499#] Ilay zazavavy tsotra koa nankasitraka rahateo, ka dia natao ny fifamofoana.

Updated on 2024/12/11