|
|
|
|

Entry1  fieboana
Root  2  ebo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fireharehana: Ny harena no anton' ny fieboany
Examples  5  [2.996#] fa mifetsy ny fananan' ny mpitondratena amin' ny fivavahana lavareny ataony mba ho fieboana fotsiny, ka hohelohina mafimafy kokoa izy.

Updated on 2024/12/11