|
|
|
|

Entry1  fidabohana
Root  2  daboka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fianjerana (amin' ny tany), fahalavoana: Naratra mafy izy tamin' ilay fidabohany tamin' ny tany
5  Fatoriana mivalampatra: Vizaka loatra izy ka tsy andriny ny hidabohany teo am-pandriana
6  Fiaiken-keloka na fibabohana amin' ny hadisoana: Nampalahelo indray ny nahita ny fidabohan' ilay zaza mpandany teo anoloan-drainy [1.1]

Updated on 2023/01/20