|
|
|
|

Entry1  fibolisarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fikorisana noho ny tongotra tsy mahafahatra fa malama ny tany diavina: Mafimafy ihany ny fibolisarany matoa nipitsoka ny tongony
Root  4  bolisatra
Other spellings  5  fibolasirana

Anagrams  6  fibolasirana, fibolisarana, fisobilarana

Updated on 2025/01/21