|
|
|
|

Entry1  fibiriohana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fivilianana any amin' izay tsy izy; fisompiranana any amin' ny tsy tokony haleha: Mandehana miadana fa atahorako ny fibiriohan' ny fiara any an-kady
Fandosirana, filefana
Root  4  birioka

Updated on 2024/12/11