Entry | 1 fiarakodia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anarana omena ny fiara misy kodiarana efatra mandeha amin' ny maotera izay ampandehanina kosa amin' ny lasantsy na gazoaly |
Explanations in English |
4 [1.2] a carriage, a chariot, a wagon, a chaise. 5 [1.7] an automobile |
Explanations in French |
6 [1.8] automobile |
Examples |
7 [2.472#] Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia. 8 [2.356#] Najanony ny fiarakodia kely 2 CV nitondra ahy. 9 [2.4#] Nisy fiarakodia iray tamy somary nandeha mafy. |
Vocabulary |
10 Transportation |
Elementary words | 11 fiara, kodia |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |