|
|
|
|

Entry1  fiarakodia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana omena ny fiara misy kodiarana efatra mandeha amin' ny maotera izay ampandehanina kosa amin' ny lasantsy na gazoaly
Explanations in English  4  [1.2] a carriage, a chariot, a wagon, a chaise.
5  [1.7] an automobile
Explanations in French  6  [1.8] automobile
Examples  7  [2.472#] Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia.
8  [2.356#] Najanony ny fiarakodia kely 2 CV nitondra ahy.
9  [2.4#] Nisy fiarakodia iray tamy somary nandeha mafy.
Vocabulary  10  Transportation
Elementary words  11  fiara, kodia
Compound words 

Updated on 2024/12/07