|
|
|
|

Entry1  fiarakaretsaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana omena ny fiarakodia madinika izay mifanaretsaka mitondra olona amin' ny tanàn-dehibe
Explanations in English  4  [1.7] a taxicab
Explanations in French  5  [1.8] taxi
Examples  6  [2.4#] fiarakaretsaka no noraisiko teo Anosizato hodiana.
7  [2.470#] fiarakaretsaka iray no efa niandry azy teo amoron-dalana.
8  [2.471#] Nandray fiarakaretsaka iray izahay roa lahy, dia nivoaka ny tanĂ na.
Vocabulary  9  Transportation
Elementary words  10  fiara, karetsaka

Updated on 2024/12/07