Entry | 1 fiarakaretsaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anarana omena ny fiarakodia madinika izay mifanaretsaka mitondra olona amin' ny tanàn-dehibe |
Explanations in English |
4 [1.7] a taxicab |
Explanations in French |
5 [1.8] taxi |
Examples |
6 [2.4#] fiarakaretsaka no noraisiko teo Anosizato hodiana. 7 [2.470#] fiarakaretsaka iray no efa niandry azy teo amoron-dalana. 8 [2.471#] Nandray fiarakaretsaka iray izahay roa lahy, dia nivoaka ny tanĂ na. |
Vocabulary |
9 Transportation |
Elementary words | 10 fiara, karetsaka |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |