Entry | 1 fiafarana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Farany, tendrony: Ny fahafatesana no fiafaran' ny zavamananaina rehetra |
Explanations in English |
4 [1.7] the ending, the final result, the way a person ends up |
Explanations in French |
5 [1.8] la terminaison, le résultat; la façon dont une chose finit 6 [1.13] extrémité |
Examples |
7 [2.298] Tany tsy misy fiafarana ity: tantely afa-drakotra, ka anjakan'ny adala! 8 [1.263] Izato habakabaka Mirentin-kazavana , Madio mangabakabaka , Tsy hita fiafarana! 9 [1.233] Ary tahaka ny "fiafarana" sy ny "fahanterana " rehetra, dia andron' ny fahanginana sy fieritreretana. |
Root | 10 fara |
Compound words |
|
Anagrams | 12 fafaranay, fiafarana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |