|
|
|
|

Entry1  fenjana
Root  2  fenja
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho
5  Tazonina tsy handehandeha, tsy hikofoka, giazana: Fenjao ao am-pahitra ao ireo omby ireo fa be, hono, ny mpangalatra omby [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Synonyms  10  fenjaina

Updated on 2023/01/05