Entry | 1 fenjaina |
Root | 2 fenja |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho 5 Tazonina tsy handehandeha, tsy hikofoka, giazana: Fenjao ao am-pahitra ao ireo omby ireo fa be, hono, ny mpangalatra omby [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 fenjana |
Anagrams | 11 fenjaina, ifenjana |
Updated on 2023/01/05 |