|
|
|
|

Entry1  faribohitra
Elementary words  2  faritra, vohitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fizaran-tany kely indrindra ara-pitondrana iadidian' ny ben' ny faribohitra na ny mpiadidy
Explanations in English  5  [1.7] a quarter or ward of a town
Explanations in French  6  [1.8] quartier d'une ville
Examples  7  [2.285#] Etsy Ambohimanarina misy faribohitra ataon' ny olona hoe "Ambodivoronkely.
8  [2.508#] Nanana faribohitra niombonana koa izy, toa an' Ambohibeloma sy Ambohibazoina.
Vocabulary  9  Geography: (in general)

Updated on 2024/12/07